REHEFA FENOINA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
REHEFA FENOINA




Rehefa koloina
itony fiainana ho soa,
hahavariana rehefa hisy vatsy ;
rehefa fenoina
zavatra tsara ny loha
dia tsy tafiditra intsony ny ratsy.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
117 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 31/05/2023 11:26
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143