REHEFA MANARAKA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
REHEFA MANARAKA




Rehefa manaraka renirano,
any an-dranomasina no hiafarana
amin'ny fotoana tsy ampoizina ;
izany akory dia tsy angano
fa lalana marina tsy hay ialana,
na inona na inona no tovozina.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
331 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111