REHEFA TOMBANANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
REHEFA TOMBANANA Rehefa tombanana,
izao no ambara,
sady koa mamehy :
ny olona manana
eritreritra tsara
dia tsy ratsy tarehy.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
