Hevitra momba ny RESAKA

Hiverina amin'ny RESAKA
Zozoro ( 19/01/2013 12:17)
Nianarako mantsy ny hanadino azy hatrany
Kanefa ilay salovany manjohy ahy ihany
Nodiako ho marenina ny akon'ny tany
Ilay kalony anefa toa fanafana mamy.

Aiza ny avaratra ... aiza ny atsimo...
Te hanadino aho nefa tsy mino.

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.01