RY HETAHETA ! (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RY HETAHETA !Ry hetaheta,
mahareta,
matokia,
mitobia !
Ry hetaheta,
mandrafeta,
mandrosoa,
mazotoa !
Ry hetaheta,
miraketa
ny nofy
sao rofy.
Ry hetaheta,
mireheta,
mitoera,
mitatera.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy: