Ampidiro aloha ny tenimiafina
SAHALA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
SAHALA Raha tsy mahalala,
inty no fanentanana
mirindra azo adika :
ny alina dia sahala
amin'ny fiadanana
ho an'ny saintsika.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
