You are here: home > Vetso

SALAMA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?

SALAMA





'Zay salama tsara
dia tsy mahalala
fa manankarena,
na efa nambara
izany tsy hiala
fa mba ekena.




Fredy JAOFERA




Hametraka hevitra

Midira aloha