Ampidiro aloha ny tenimiafina
SOKAFY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
SOKAFYSokafy ny saina
alohan'ny vava
rehefa hiteny
dia hohajaina
ka hampisava
kiana vao eny.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Tanindrazana - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
