TAMIN'NY TARETRA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TAMIN'NY TARETRAFony nitory fitia
isika fa hiara-dia
dia napetraka tamin'ny taretra
ho hita no tiana hitoetra
ny sarin'ny fo iray naratra
voatrobaka lefona hihatra,
nasiana ny anaranao soa
mira amin'ny ahiko koa.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
