You are here: home > Vetso

TANJONA TSARA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?




TANJONA TSARA





Ny hiady varotra,
tsy loha na mba tetika
rehefa haka amboara ;
ny lalana sarotra
dia mitondra matetika
amin'ny tanjona tsara. 




Fredy JAOFERA



Hametraka hevitra

Midira aloha