TANY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TANYTany,
tsy anaovan-dratsy,
ny hiverenana
fa any,
mety hanam-batsy
sy azo onenana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
