TANY MASINA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TANY MASINA






Tany masina
i Madagasikara ;
ranomasina
no ery am-para.



Tany masina
i Madagasikara,
natsinkasina
fa mijoro tsara.



Tany masina
i Madagasikara ;
feno hasina
sy mbola anjara.



Tany masina
i Madagasikara,
k'aza endasina (1)
"zay efa voarara.




Fredy JAOFERA




(1) Aza endasina : aza arahina, aza atao
--------
Lien:
Catégorie : Tanindrazana
1781 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Fredy Jaofera
Inséré par : 3004
Date : 18/03/2011 09:14
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012