You are here: home > Vetso

TARATASIN'NY FO - Fredy Jaofera

Azo vakiana?





TARATASIN'NY FO





Ny taratasin'ny fo
dia azo vakina
eo amin'ny tarehy 
rehefa tsapa fa to
sy mahavariana,
na tsy ho voafehy.




Fredy JAOFERA