TATAZO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TATAZO




Izao no hafatra
hatrany am-para
ka andeha re, tatazo :
aza mitsahatra
ny ho olona tsara,
na inona mahazo.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
258 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119