TOE-PANAHY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TOE-PANAHY Izao voahasy,
na ahoana,
aza manahy :
ny krismasy,
tsy fotoana
fa toe-panahy.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
