TOLONA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TOLONA





Raha tsy misy tolona
dia tsy misy fivoarana
ny tanjona tratrarina ;
ny tany tsy ho olona
nahalala fiakarana
fa ny mora marina.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
713 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029