You are here: home > Vetso

TORO - Fredy Jaofera

Azo vakiana?





TORO





Isan'andro
dia fiainam-baovao
ho an'ny olona hendry :
masoandro
mpandroaka raorao
sy mpamoha fikendry.




Fredy JAOFERA




Hametraka hevitra

Midira aloha