Ampidiro aloha ny tenimiafina
TOY NY TANTELY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TOY NY TANTELYNy teny toy ny tantely :
mamy sy manindrona
rehefa ampiasaina ;
izany no hafatra kely
angamba mandindona
rehefa ampitaina.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
fananarana - Fahatsiarovana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - fiainana - Aingam-panahy
