TOY NY TATATRA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TOY NY TATATRATsy hahitana fangainana
fa hampitranga ny natao,
n'aiza n'aiza inty ka fohazy :
toy ny tatatra ny fiainana,
arakaraky ny napetrakao ao
no zavatra avoakany ho azy.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
