NY TRAIKEFA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY TRAIKEFA





Ny traikefa
no jiro mitaratra
ny lala-nodiavina
tsy mahay milefa
fa eto mamahatra
no tsy azo lavina.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
824 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 06/05/2017 07:59
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0805