TSARA FA KELY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSARA FA KELY Aza hadinoina velively,
na inona efaina
amin'izay adidy vaovao,
ny eritreritra tsara fa kely
rehefa maraina
dia manova ny andronao.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fiaraha-monina - Fananarana - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
