TSARA FE (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSARA FE





Tsara fe,
na dia hoe
tsy mahalala
'ty malala.



Tsara fe
k'aiza ange
no tsy taitra
fa dia raitra.



Tsara fe
ka izao re
mijerijery
toa mahery.



Tsara fe
ka maro be
ny eritreritra
sy hevitra !...



Tsara fe
ka nanome
fo ravoravo
raha nandavo.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
1298 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115