TSARA INDRINDRA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSARA INDRINDRA





Ny fitiavana
no traikefa
tsara indrindra
eto an-tany :
mampihavana
ka mandefa
sy mamindra
ny hatsarany.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
1091 1
Mpakafy: Doverabiclo
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 03/03/2019 01:19
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0149