TSINGOLOBATITA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSINGOLOBATITA




Tsingolobatita
ny fiainana,
tsy mahay mitontona,
vaky vody
ka aleo ho hita
fa fangainana
'zany voa mirontona
lasa mody.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
766 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 11/04/2017 10:01
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0511