TSIPARIFARY (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSIPARIFARY




Ny tsiparifary
dia mba esory
fa tsy manjary
sy manorisory.



Ny tsiparifary
dia aza ekena
fa mankarary
rehefa jerena.



Ny tsiparifary
dia efa ihataho
fa mampihary
bozaka ho lao.



Ny tsiparifary
dia tsy lalaina
fa eto ny vary
no tena ilaina.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
490 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122