TSIRIRY AHITRA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSIRIRY AHITRA





Tsy tsiriry vorona
fa tsiriry ahitra
ny fitiavako anao
rehefa indro niforona
sy mba voarafitra
hirobona tsy ho lao.







Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1444 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012