TSY ASA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY ASA




Ny eto, fotory
fa manokatra
ainga mora mitsiry ;
tsy asa akory
ny manoratra
fa antso makadiry.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
95 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 11/01/2024 05:08
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0153