TSY HO LASA LAVITRA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY HO LASA LAVITRA




Tsy ho lasa lavitra
izay tsy mahalala
ny lalan-kalehany,
na dia mandrafitra
ny ilaina vao miala
hahatsara ny sehany.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
647 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113