Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY HO TONGA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY HO TONGAManinona no miady fidinana
rehefa olona maro no noana
sy manjary toa very zo ?
Tsy ho tonga fahamarinana
'zay lainga naverina foana,
na haniry nify ny akoho.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
