TSY, HOE, FOHAZY (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY, HOE, FOHAZY




Tsy, hoe, fohazy
fa mientana ho azy
ny fo mahatazana
anao ka fafazana
izato fitiavana
zary goavana
mampanonofy
ka mba rakofy
izay hafanana
hahatamana
no faniriana
efa tsindriana
ho hasambarana
tsy hita hifarana.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
331 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0116