TSY ILAIKO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY ILAIKOBetsaka ny tantara fy
no efa fahasoavana
fa na inona atao,
tsy ilaiko ity fiainana ity
raha tsy misy fitiavana
sy tsy misy anao.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
