TSY KIAKA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY KIAKATsy lany daty
ity ho antsika
handalinana :
ny valifaty
dia tsy kiaka
fa fanginana.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
Fahatsiarovana - Fiaraha-monina - Fananarana - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
