TSY KILEMA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY KILEMA Aoka izao tsy hafangaro
ka mba saintsaino kely,
aza asiana fandavana :
ny fahasarotam-piaro
dia tsy kilema velively
fa porofom-pitiavana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fiaraha-monina - Fananarana - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
Fans:
Fidy Art Niaina
Commentaires
Fidy Art Niaina
(
11/03/2025 10:47)
Tsotra nefa mafonja. mankasitraka!
