TSY MAMERY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY MAMERYNy zava-tsy mamery
mbola azo itokiana
isaky ny mandeha :
ny fitiavana dia hery
mitondra fitoniana
sy fiadanam-be.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
