TSY MAMPINO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY MAMPINO





Tsy mampino
raha ny firenena
no mikorontana
hoatra izao ;
ka halalino
fa mihamivena
sy nanongotana
ny tiako tao !…





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy : Tanindrazana
1272 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118