TSY MANDEHA IRERY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY MANDEHA IRERY





Tsy mandeha irery
rehefa miaraka
amin'Andriamanitra :
ny tena tsy ho very
fa avy hiraraka
ny fitahian'ny Lanitra.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
411 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 17/10/2022 16:14
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0157