TSY MISY AFAKA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY MISY AFAKA




Soa ny vavaka,
tsarovy, na rahoviana
ka n'aiza n'aiza ampiasao ;
tsy misy afaka
manakam-pitahiana
omen'Andriamanitra anao.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
57 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 21/03/2024 22:23
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0229