Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY MISY HAIZINA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY MISY HAIZINANa tsy hofaizina
ny nampiady lava
sy be haratsiana,
tsy misy haizina
handresy Mazava,
n'oviana n'oviana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Embona - Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
