TSY MISY MAHARITA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY MISY MAHARITRAAmin'ny fo finaritra
lavitry ny tsetra
no mba milaza :
tsy misy maharitra
ny zava-drehetra,
na ny olana aza.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
