TSY NINO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY NINOTsy nino
ianao fa tiako,
ka hadino
ny fisiako !
Tsy nino
ianao fa soa,
ka vimbino
‘zay nahavoa.
Tsy nino
ianao fa mamy,
ka halalino
‘zay mba tamy.
Tsy nino
ianao fa raozy,
ka banjino
vao mipaozy !
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Fans:
Zozoro
