TSY NISY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY NISYTsy nisy zavatra hita
raha tsy tena goavana
ny kiry mafy nitokiana
ary tsy nisy zava-bita
raha tsy ny fitiavana
nampirisika mangina.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
