You are here: home > Vetso

FOFONY - Fredy Jaofera

Azo vakiana?

FOFONY






Azo koloina
'reo efa vazo
ela porofony ;
azo lokoina
ny voninkazo
fa tsy ny fofony.





Fredy JAOFERA


Hametraka hevitra

Midira aloha