TSY OLANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY OLANA




Na mila hibahana
ny itarainana
ka mampihenahena,
tsy olana hovahana
ny fiainana
fa zava-misy ekena.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
621 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.351