TSY SOMONGA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY SOMONGA





Tsy somonga
ny harena soa
ho avy hiasa :
izay ho tonga,
ho tsara kokoa
noho ny lasa !





Fredy JAOFERA
--------
Lien:
178 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0125