TSY TSAPA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY TSAPATsy tsapa mafy
ny fitiavako
raha tsy taminao
ka aza mihafihafy,
rahavako,
fa avia anjakao.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fahatsiarovana - fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
Fans:
hery
