VITSY NY MANOME (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VITSY NY MANOME





Vitsy ny manome
fa maro ny mangataka
no tsapa aloha hatreto ;
izay no misy ange,
jereo ny mpanatataka
fa mifaly, eritrereto !...





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
479 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 22/10/2022 07:30
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139