VOAHELOKA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VOAHELOKA





Rehefa mifikitra be amin'ny lasa
dia voaheloka tsy hanana hoavy
ny fiainana mendrika hotiavina ;
ny alahelo no hipoitra sy hiasa,
taona maro no eny hampanavy
ka aza hadinoina sy aza lavina.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
424 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 26/02/2023 18:38
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0654