Ampidiro aloha ny tenimiafina
VOASOLO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VOASOLO Indraindray mitsetra
fa very daholo
irony zava-nahasoa
saingy izy rehetra
dia voasolo
amin'ny tsara kokoa.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy