Ampidiro aloha ny tenimiafina
VOATR'AMPANGORO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VOATR’AMPANGORONy olombelona
voatr’ampangoro
ka mifandimby
ambony
sy ambany ;
na velona
toa torotoro
sy tsisy dimby
ny fony
eto an-tany !
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
fiainana
