VOKATRA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VOKATRANa satry aza hivelatra,
na be ny tontosa,
izao no vokatra :
ny ratsy manan'elatra
fa ny tsara kosa,
toy ny sokatra.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fampaherezana - Fiononana - ahy - fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - fiainana - Aingam-panahy
